|
|
|
|

Teny iditra1  mihifika
Fototeny  2 hifika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika
5 Mandà, tsy mankasitraka amin' ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mihifika, 10 mikifiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12