|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandoto
Fototeny  2 loto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
5 Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
6 Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to soil, to sully [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 souiller, salir [1.3, 1.8]
9 tacher
10 calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3]
Ohatra  11  setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470]
12  mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3]
13  mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  makaankery, 19  mametaveta, 20  manaoambohika, 21  manaoamboribory, 22  manaoankery, 23  manaoangovy, 24  manendryratsy, 25  manosopotaka, 26  manosodratsy
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)28  Mandoto
Singan-teny  29 man~, 30 loto
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  32  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  mandoto, Mandoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21