Entrée | 1 mandoro (doro) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa 4 Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga 5 Manao: Mandoro arina [1.1] |
Explications en anglais | 6 to burn [1.7] |
Explications en français | 7 brûler [1.8] |
Exemples |
8 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470] 9 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mandotra, mandrehitra, mampirehitra, manatsolo, manatsetsaka |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mandoro |
Anagrammes | 17 mandoro, mondrao |
Mis à jour le 2023/01/20 |