|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka.
4Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika. [1.1] |
| Voambolana | 5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 6manditra, renimanditra |
| Teny iditra (2/2) | 7 mandotra |
| Fototeny | 8dotra |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra.
11Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay. 12Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby. 13Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14to burn with fire.
[1.2] |
| Ohatra |
15 Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny.
[1.437#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20mandopotsy |
| Fivaditsoratra | 21 mandotra, 22 mandrota |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|