|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manditra
Radical  2  handitra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra [1.1]
Explications en français  5  farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau [1.3#212]
Analogues  6  mafotra, 7  maisatra, 8  mavoana

Entrée (2/2)9  manditra
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Explications en français  12  gros serpent [1.3#431, 1.54]
Exemples  13  Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195]
Tous les mots composés  14  renimanditra
Vocabulaire  15  Zoologie: reptiles, amphibiens
Autres orthographes  16  mandotra

Anagrammes  17 manditra, 18 mandrita, 19 matindra

Mis à jour le 2025/10/08