|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandrehitra |
| Fototeny | 2 rehitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to burn, to set fire to
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 mettre le feu à brûler
[1.8] 7 allumer [1.13] |
| Ohatra |
8 Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13 mampirehitra |
| Kamban-teny rehetra | 14 mandrehitra afo |
| Fivaditsoratra | mandrehitra, 15 mihendratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|