|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manavotra
Radical  2  avotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha
Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1]
Explications en anglais  5  to redeem, to ransom [1.2, 1.7]
Explications en français  6  racheter, rançonner; sauver [1.8]
Exemples  7  manavotra ny mpikambana koa izahay. [2.445#]
8  manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)15  manavotra
Radical  16  avotra
Partie du discours  17  verbe actif
Explications en malgache  18  manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy) [Tambahoaka, Tanala] [1.78]
19  mamindra, manetsa [Bezanozano] [1.78]
Explications en anglais  20  To root up, to pluck up, to eradicate [1.2]
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
Synonymes  24  miavotra

Mis à jour le 2025/10/08