|
|
|
|

Entrée (1/2)1 mamindra
Radical  2findra
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
Explications en anglais  5 to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
6 to move; to walk (esp. of a child) [1.7]
Explications en français  7 déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Exemples  8 Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#]
9 Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Vocabulaire  14 Mouvement
Tous les mots composés  155 combinaisons de ce mot
Proverbes  16 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)17 mamindrà
Radical  18findra
Partie du discours  19 impératif du verbe actif mamindra [Liste complète]
Explications en malgache  20 [1.1]
Explications en français  21 [1.3]

Anagrammes  22 mamindrà, mamindra, 23 mindrama

Mis à jour le 2025/11/02