|
|
|
|

Teny iditra1  findra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandehanana mba hiova toerana, fiovana toerana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 change of place. [Mal. pinda.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Déplacement, changement de place.
6 Pour les plantes : transplantation ou repiquage.
7 Exemple : Namindra zanakazo maromaro izahay : nous avons transplanté beaucoup de jeunes arbres.
8 On dit aussi famindrana.
9 Pour le riz : findra-hahazana ou findra-hahy est l'action de le transporter de la rizière sur une aire bien sèche pour le faire ressuyer avant le battage.
10 L'action de repiquer ou transplanter le riz se dit fanetsana (racine ketsa [Merina, Betsileo] [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  31  Hetsika
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  33 fandry, findra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17