|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mifindra |
| Fototeny | 2 findra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
5 Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany 6 Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to remove, to change place, to migrate
[1.2] 8 to move, to change place [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 changer de place, se mouvoir
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 16 mifindra |
| Fototeny | 17 findra |
| Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 to be contagious.
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 20 areti-mifindra |
| Teny iditra (3/3) | 21 mifindrà |
| Fototeny | 22 findra |
| Sokajin-teny | 23 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mifindrà, mifindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|