Entrée | manarana (arana) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Tanala] mampiliba, mampanao ny danin'ny kibo: K'aza aranana amin'ny ôlane ñy jaja (aza arahina amin'ny hadalany ny ankizy) [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Manao izay tiana, manao fiainana tsy fehezin' ny hafa fa ny sitrapony ihany: Manarana erỳ amin' ny zava-pisotro Rakoto ¶ Mamela ny hafa hanao ny sitrapony;malemy na mora loatra; rainazy: Ny fanjakana tsy anaranako havana, hoy Andrianampoinimerina. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||
Explications en anglais | to indulge another in anything, to gratify, to satiate, to tolerate faults or failings, to be remiss in correcting. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to indulge another in something [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Explications en français | être indulgent et gâter quelqu'un [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Analogues | manaram-batana ~ manaram-po ~ manaran-daina ~ manarana aina ~ manaran-jaza | ||||||||||||||||
Entrée | manaràna (arana) | ||||||||||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif manarana | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Explications en français | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Entrée | mañarana | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Explications en malgache | [Tambahoaka] mandrotsirotsy [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Entrée | manarana | ||||||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||||||
Explications en malgache | Anaram-borona [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Halieus africanus [Randzavola: Baiboly] | |||||||||||||||||
Explications en anglais | [Provincial] a water-bird [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | ||||||||||||||||
Nom scientifique | Halieus africanus | ||||||||||||||||
Articles | Randzavola: manarana ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||||||
Entrée | manarana | ||||||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||||||
Explications en malgache | tsirin' ny rofia izay anaovana satroka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Vocabulaire | Economie: vêtements ~ Botanique: (en général) | ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |