Entrée manala zaza (vala, zaza)
Partie du discours locution
Définition malgache manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to bring about an abortion [Hallanger 1973]
Traduction française se faire avorter ou faire avorter [Abinal 1888]
 faire un avortement [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes manary zaza
Antonymes 

Mis à jour le 2020/07/31