Entrée manary zaza (ary, zaza)
Partie du discours locution
Définition malgache milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to disown (a child) [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Traduction française déshériter un enfant [Hallanger 1974]
Synonymes manalan-jaza
Antonymes 

Mis à jour le 2020/07/31