|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakombona
Fototeny  2 kombona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana
5 tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to close the lips or a book, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 fermer les lèvres; fermer un livre, etc [1.8]
Ohatra  8  Aza manakombona ny vavan' ny omby mively vary. [2.996#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  manakatona, 14  manakimpy

Teny iditra (2/2)15  manakomna
Fototeny  16 kombona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakombona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakombòna, manakombona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21