|
|
|
|

Teny iditra1  manakimpy
Fototeny  2 kimpy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Fermer les yeux [1.3#331]
Ohatra  6  Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mampianky, manakimpy, 12 mpamikina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12