|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manahirana |
| Fototeny | 2 sahirana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy itỳ toe-javatra itỳ
5 Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko taminy 6 Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to vex, to trouble; to annoy
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 vexer, ennuyer
[1.3#558, 1.8] 9 embarrasser, préoccuper, donner du souci [1.3#558] 10 troubler; gêner; occuper [1.8] |
| Ohatra |
11 tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy:
[2.470]
12 Ny andro moa fahavaratra, izany hoe ilay fotoana efa manahirana isan-taona na tsy misy na inona na inona miseho aza: [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 17 anointsarotra, 18 baodibaodika, 19 mafotaka, 20 sarotra |
| Teny iditra (2/2) | 21 manahiràna |
| Fototeny | 22 sahirana |
| Sokajin-teny | 23 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahirana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#558] |
| Fivaditsoratra | 24 hamarinana, 25 hamiranana, manahiràna, manahirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|