Entrée mafotaka (fotaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana
Mitovy hevitra: marihitra
¶ Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra
Explications en anglais  [Richardson 1885] occupying one's time. Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. Always in the mud.
Morphologie 
mafotaka
nafotaka
hafotaka

Mis à jour le 2020/07/31