|
|
|
|

Teny iditra1  marihitra
Fototeny  2 rihitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara [1.1]
5 matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 concentré, vaseux [1.13]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 haro marihitra

Fivaditsoratra  11 mahiratry, marihitra, 12 miharatry, 13 miharitra, 14 mihiratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17