|
|
|
|

Teny iditra1  rihitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany leman-drano ametahana biriky sy ikambanany mafy tsara: Ny mpanao rihitra no manampy ny mpandrafi-biriky
4 Ny maditidity amin' ny ranon-javatra: Tiako ny rihi-boangahazo [1.1]
5 feta andraiketana vato na biriky [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 thickness of liquids, turbidness
7 mortar made of liquid mud and sand [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 liquide épais, gluant
9 terre délayée dans l'eau et préparée en guise de mortier, pour crépir, pour agencer les briques [1.3]
10 mortier [1.13]
11 (toute l'île). Liquides épais, visqueux et collants en particulier les empois obtenus en faisant cuire des produits amylacés. D'où l'adjectif marihitra : collant, gluant. On précise souvent l'origine de l'empois, par exemple : rihi-bary , rihi-mangahazo .
12 Ce dernier nom s'emploie aussi pour l'eau de cuisson du manioc qui est épaisse et gluante (Malzac). [1.196]
Ohatra  13  Notaterina tamin' ny barikabe avy eny an' ony ny rano hanaovam-peta sy rihitra. [2.470]
14  Ary ny biriky na taony solom-bato, ary ny asfalta nataony solon-drihitra [2.996]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  21  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 hiratry, rihitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17