|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malefaka |
| Fototeny | 2 lefaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
5 Malemilemy: Feo malefaka 6 Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny 7 Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 pliant, supple; easy going, gentle
9 not too strong (of beverages) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 souple; calme
11 pas trop fort (se dit des boissons) [1.8] |
| Ohatra |
12 hazo malefaka koa ny andrarezina.
[2.69]
13 hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529] 14 Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 falamake, malefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|