|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lefaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento
[1.1] 4 adaladala [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou
[1.3] |
| Ohatra |
6 nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va?
[2.69]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 adala lefaka |
| Teny iditra (2/2) | 8 lefaka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Halefolefo, tsy fihenjanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 souplesse, flexibilité, simplicité, douceur
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 lefakozatra |
| Fivaditsoratra | 22 falake, 23 felaka, lefaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|