|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manalefaka |
| Fototeny | 2 lefaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy
5 Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko 6 Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to make supple; to calm; to make easier
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|