|
|
|
|

Teny iditra1  maizin-kitroka
Singan-teny  2 maizina, 3 kitroka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 thick darkness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 obscurité profonde [1.8]
Ohatra  7  Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho. [2.643#]
8  Na dia mainty sy maizin-kitroka aza ny alina, dia mbola miavaka amin' ny lanitra ihany ny tany [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12