Entrée | 1 maizina (aizina) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely [1.1] 4 Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny [1.1] 5 Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao [1.1] 6 Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1] |
Explications en anglais |
7 Dark, gloomy, dismal [1.2] 8 Dark, gloomy [1.7] |
Explications en français |
9 Obscur, ténébreux [1.3, 1.8, 1.5] |
Exemples |
10 maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra [2.324] 11 mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano [2.470] 12 amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra [2.472] 13 maizina ny efi-trano (la chambre est obscure) [1.3] 14 maizina ny teniny (ses paroles sont obscures) [1.3] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot maizina |
Mis à jour le 2023/05/23 |