|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kitroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 close together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 serré, touffu [1.8]
Ohatra  6  Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho. [2.643#]

Teny iditra (2/3)7  kitroka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9 the gnashing of teeth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 grincement des dents [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)27  kitroka
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa [1.1]
Voambolana  30  Haibolantany

Fivaditsoratra  31 katroky, kitroka, 32 kotrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09