Entrée (1/4) | 1 leo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
4 Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany 5 Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1] |
Explications en anglais |
6 has had enough and too much; disgusted 7 drunk [1.7] |
Explications en français |
8 qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8] 9 ivre [1.3#4011.8] 10 indisposé par un narcotique [1.3#4011.8] 11 qui n'en veut plus 12 assoupi, étourdi [1.3#401] |
Morphologie |
|
Synonymes | 16 leony |
Analogues | 17 Tofoka, boboka, tohina, tola18 monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo |
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot leo |
Entrée (2/4) | 22 leo |
Partie du discours | 23 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
26 (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho 27 Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1] |
Explications en anglais |
28 equalled, matched, overcome [1.2] 29 borne, sustained [1.2, 1.7] |
Explications en français |
30 supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: 31 Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401] 32 supporté [1.8] |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Entrée (3/4) | 37 leo |
Partie du discours | 38 nom |
Explications en malgache |
39 laona [Bara, Tanosy]
[1.78] |
Entrée (4/4) | 40 leo |
Partie du discours | 41 adverbe |
Vocabulaire |
42 Temps |
Explications en anglais |
43 to-day [Provincial]
[1.2#390] |
Tableaux et planches |
44 Tous les adverbes |
Anagrammes | 45 elo, leo, ole |
Mis à jour le 2020/07/31 |