|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy tia mainty |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 tia, 4 mainty |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 leony sy tsy tia tanteraka, tofoka tsy te hiherika akory
[1.1] |
| Tovy hevitra | 7 tsy tia maizina |
| Mpanahaka | 8 tsitiamainty |
| Fivaditsoratra | 9 tsitiamainty, tsy tia mainty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|