|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lotika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika
4 Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 lotaky, lotika, 10 tolaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|