Entrée lavitra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany
¶ Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza
Explications en anglais  [Richardson 1885] (optimp lavira) far, distant
  [Hallanger 1973] far away
Explications en français  [Abinal 1888, SLP 1986] éloigné
  [Abinal 1888] distant
  [Hallanger 1974] lointain
Dérivations 
Morphologie 
lavitra
lavitry
-davitra
-davitry
lavira
Exemples 
1 [Rajaonarivelo: Bina, page 47] Izay lavitry maso : lavitry ny fo!
2 [Abinal 1888, page 393] lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter)
3 [Abinal 1888, page 393] lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela)
4 [Andraina: Mitaraina, page 64] Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
5 [Randriamamonjy: Tantara, page 265] Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy
Citations 

Entrée lavitra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe
Explications en anglais  [Hallanger 1973] far
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] loin
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Abinal 1888, page 393] mandeha lavitra (aller loin)
2 [Andraina: Mitaraina, page 82] nijerijery lavitra daholo ny olona

Mis à jour le 2022/05/02