Entrée akaiky
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay
¶ Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray
¶ Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao
¶ Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany
¶ Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy
Explications en anglais  [Richardson 1885] near, near together, near by, close at hand.
  [Hallanger 1973] near
Explications en français  [Abinal 1888 page 13] comme akeky
  [Hallanger 1974] près
Dérivations 
Morphologie 
akaiky
akaikiko
akaikinao
akaikiny
akaikintsika
akaikinay
akaikinareo
akaikin'
akaikin-
akaikim-
Autres orthographes 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
 
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 199] Misy lahindrano mandalo eo akaiky.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 25] Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e!
3 [Randzavola: Baiboly, page 877] Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany.

Mis à jour le 2022/05/02