|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lavira |
| Fototeny | 2 lavitra |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny mpamaritra lavitra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 sois ou reste loin!, que cela n'arrive pas!
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 5 lavira |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Anaran-kafa nilazana ny nendra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a name given to small-pox, expressing the idea of "May it be far away"
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 nom donné à la petite vérole
[1.3] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 11 ky, kiria, nendra |
| Fivaditsoratra | lavira, 12 valary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|