|
|
|
|

Entrée1  fahalavirana (lavitra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Toetran' ny toerana na zavatra lavitra; fihatahana lavitra: Mandreraka ny mpianatra ny fahalaviran' ny sekoly [1.1]
4  Elanelana: Ohatrinona ny fahalaviran' i Toamasina sy Vavatenina [1.1]
Synonymes  5  halavirana, halavitana

Mis à jour le 2023/02/03