|
|
|
|

Entrée1 lasam-binany
Mots élémentaires  2lasa, 3vinany
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Exemples  6 Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Synonymes  7lasam-borona

Mis à jour le 2025/09/12