|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1 ; lako
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe la
Fanazavàna teny anglisy  3 my refusal [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 mon refus [3.1]

Teny iditra (2/5) 5 ; lako
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 Miadana fa tsy mamindra haingana
8 tsy mifanizina (rary na tenona)
9 tsy mafy (randram-bolo). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 flasque, faiblement tordu, sans énergie, lent, bien pris pour devenir grand et gros [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Teny iditra (3/5) 12 ; lako
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 [Bara] maresaka, betsaka
15 maro [1.78]

Teny iditra (4/5) 16 ; lako
Sokajin-teny  17  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 [Bara] indrindra, loatra [1.78]

Teny iditra (5/5) 19 ; lako
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 [Masikoro] kapoka [2.606#152]

Fivaditsoratra  22 kalo, 23 Kloa, 24 kola, kolà, lako, 25 loka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28