|
|
|
|

Teny iditra 1  malako
Fototeny  2 lako
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malako! [1.1]
Tovy hevitra  5 malakolako
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how malako

Fivaditsoratra  7 kalamo, 8 lakamo, 9 lamako, 10 lamoka, lamòka, malako, 11 maloka, Maloka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15