|
|
|
|

Teny iditra1  malakolako
Fototeny  2 lakolako
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihomehezako malakolako! [1.1]
Tovy hevitra  5 malako

Fivaditsoratra  malakolako, 6 malokaloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12