Entrée laitra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
¶ Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
¶ Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
Mitovy hevitra: aritra ~ lefitra ~ tanty ~ toha ~ zaka
¶ Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Explications en anglais can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
 can be done; penetrated [1.7]
Explications en français qui peut se faire; pénétré [1.8]
Morphologie 
laitra
laitry
laitran'
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31