Entrée tanty
Partie du discours nom
Explications en malgache Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1]
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Entrée tanty
Partie du discours participe
Explications en malgache Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany
Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1]
Explications en anglais Endured [1.7]
Explications en français Qu'on supporte [1.8]
Morphologie 
Présent : tanty, tantiko, tantinao, tantiny, tantintsika, tantinay, tantinareo, tantin', tantin-, tantim-
Passé : tanty, tantiko, tantinao, tantiny, tantintsika, tantinay, tantinareo, tantin', tantin-, tantim-
Futur : ho tanty, ho tantiko, ho tantinao, ho tantiny, ho tantintsika, ho tantinay, ho tantinareo, ho tantin', ho tantin-, ho tantim-
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/19