|
|
|
|

Teny iditra1  mananty
Fototeny  2 tanty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy
5 Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to hold out both hands for something; to collect in a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mananty, 14 maninta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17