|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahatanty |
| Fototeny | 2 tanty |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy
[1.1] 5 maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be able to endure; to be able to resist temptation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation
[1.8] 8 résistant [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 mahatohitra |
| Teny iditra (2/2) | 13 Mahatanty |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
15 Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera
[2.508#125]
|
| Voambolana | 16 Tantara: olona |
| Fivaditsoratra | Mahatanty, mahatanty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|