|
|
|
|

Teny iditra1  Koto
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a common name for little boys [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 nom de garçon [1.8]
Ohatra  6  hanina ny tokantrano kany hahita an' I koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony. [2.470]
Voambolana  7  Fanampin' anarana (lahy)
Tsipelina hafa  8 ikoto, ikoto
Mpanahaka  9  bozy, 10  bozy, 11  ikalakely, 12  ikalakely
Kamban-teny rehetra  13 Kotokelimiadilaona
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  Koto, 15 toko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09