|
|
|
|

Teny iditra1  Ikoto
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3 a common name for little boys [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom de garçon [1.8]
Ohatra  5  Raha avy nanao hasoavana, dia Ilaidama no niofo ho ikoto. [2.298#]
6  Tsy nisy nijanona raha tsy ikoto sy Iboto mbola zazalahy kely. [1.508#]
Voambolana  7  Fanampin' anarana (lahy)
Tsipelina hafa  8 koto, koto
Mpanahaka  9  ikalakely, 10  ikalakely
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  Ikoto, 12 tokio, 13 tokoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09