|
|
|
|

Teny iditra1  kopaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a flapping [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [1.8]
Ohatra  6  Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy. [2.472#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  23 kapoka, kapôka, kopaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20