|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikopaka
Fototeny  2 kopaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba na toetran' ny zavatra mikopaka [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fikopaka
Fototeny  6 kopaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Felan-javatra voamboatra izay ahetsiketsika mba hahazoandrivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a fan [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 éventail [1.8]
Tovy hevitra  11 fikopahana

Fivaditsoratra  12 fikapoka, fikopaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12