|
|
|
|

Teny iditra1  fikopahana
Fototeny  2 kopaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra:
5 Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
6 Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina:
7 Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 A fan [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Eventail, ventilateur [1.3#169]
Ohatra  10  ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285#]
Tovy hevitra  11 fikopaka

Fivaditsoratra  12 fikapohana, fikopahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17