|
|
|
|

Teny iditra1  mikopaka
Fototeny  2 kopaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihetsiketsika tsofin' ny rivotra: Mikopaka ny saina
5 Manetsiketsika ny elany (vorona): Mikopaka elatra ny vorona rehefa manidina
6 Misy kopaka: Tokony ho natao mikopa-droa ity varavarana ity fa lehibe loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to flap the wings; to wave something; to flap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 agiter les ailes; agiter un mouchoir; s'agiter comme les battants d'une persienne [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mikapoka, mikopaka, 15 mpikaoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17