Entrée |
kivy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy manana herimpo na herin-tsaina hanao zavatra fa ketraka, rera-po: Kivy ny miaramila nahare ilay vaovao nentinao
[1.1]
|
Explications en anglais | Discouraged, dismayed [1.7]
|
Explications en français | Découragé, déconcerté [1.3, 1.8]
|
| Dégoûté [1.3]
|
Exemples |
1 | Misy sasany kivy nony ela ka lasa mandositra.
[2.472]
|
2 | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|