Entrée mikororosy fahana (kororosy, fahana)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina
¶ olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31