|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ; kivikivy |
| Fototeny | 2 kivy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif diminutif]
[1.3] |
| Ohatra |
5 kivikivy ny mpivory.
[2.270#101]
6 Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895#7] 7 Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5#8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | kivikivy, 9 vikiviky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|