Entrée (1/5) | 1 kitro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. [1.1] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/5) | 11 kitro |
Partie du discours | 12 nom |
Vocabulaire |
13 Zoologie: (en général) |
Explications en malgache | 14 Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly [1.1]15 faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra [1.13] |
Explications en anglais | 16 a hoof [1.7] |
Explications en français | 17 sabot des animaux [1.3, 1.19, 1.8]18 sabot [1.13] |
Mots composés |
|
Entrée (3/5) | 20 kitro |
Partie du discours | 21 nom |
Vocabulaire |
22 Biologie |
Explications en malgache | 23 Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly 24 Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. [1.1] |
Explications en anglais | 25 a callus or corn [1.7] |
Explications en français | 26 callosité [1.3]27 tartre des dents [1.3]28 durillon [1.54] |
Synonymes | 29 kotro |
Mots composés |
|
Entrée (4/5) | 31 kitro |
Partie du discours | 32 nom |
Explications en malgache | 33 angady kely [Taisaka] [1.78]34 angady tonta, angady montro [Bara] [1.78]35 lefona [Tanosy] [1.78] |
Entrée (5/5) | 36 kitro |
Partie du discours | 37 nom |
Vocabulaire |
38 Rapports: famille |
Explications en malgache | 39 zafindohalika [Taisaka] [1.78] |
Mis à jour le 2023/10/24 |